Tsara Ianao Jesoa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsara datgx ianao, tsara ianao,
tsara ianao Jesoa tompo
tsara ianao, tsara ianao,
mendrika ho deraina

1. izao zava-drehetra xmpabzw izao
mampiseho ny hatsaranao
ny tany sy ny lanitra
manaiky anao Andriamanitra
mandoalika eo aminao
izao tontolo rehetra izao
samy hanambara ilay
hatsaranao

tsara ianao...

2. asehonao amiko
raha maraina vao mifoha
hazavana sy hafanana
sy izay tsara rehetra tononkira.serasera.org koa
ny fitahianao tsy lany
mampiseho amiko hatrany
ny ayllttvj fahalebeazanao
sy ny fahaizanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388