Tsara Ianao Jesoa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsara ianao, tsara ianao,
tsara ianao Jesoa tompo
tsara ianao, jaju tsara ianao,
mendrika ho grnpabvy deraina
1. izao zava-drehetra izao
mampiseho ny hatsaranao
ny tany sy ny lanitra
manaiky anao Andriamanitra
mandoalika eo tononkira.serasera.org aminao
izao tontolo rehetra izao
samy hanambara ilay
hatsaranao
tsara ianao...
2. asehonao amiko
raha maraina vao mifoha
hazavana sy hafanana
sy izay nvkoxdj tsara rehetra koa
ny fitahianao tsy lany
mampiseho amiko hatrany
ny fahalebeazanao
sy ny fahaizanao
tsara ianao Jesoa tompo
tsara ianao, jaju tsara ianao,
mendrika ho grnpabvy deraina
1. izao zava-drehetra izao
mampiseho ny hatsaranao
ny tany sy ny lanitra
manaiky anao Andriamanitra
mandoalika eo tononkira.serasera.org aminao
izao tontolo rehetra izao
samy hanambara ilay
hatsaranao
tsara ianao...
2. asehonao amiko
raha maraina vao mifoha
hazavana sy hafanana
sy izay nvkoxdj tsara rehetra koa
ny fitahianao tsy lany
mampiseho amiko hatrany
ny fahalebeazanao
sy ny fahaizanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 249
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 06/11/2025 07:58
