Tsara Ianao Jesoa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsara txdyv ianao, tsara ianao,
tsara ianao Jesoa tompo
tsara ianao, mghby tsara ianao,
mendrika ho deraina

1. izao zava-drehetra izao
mampiseho ny hatsaranao
ny tany sy ny lanitra
manaiky anao Andriamanitra
mandoalika eo aminao
izao tontolo rehetra izao
samy hanambara ilay
hatsaranao

tsara ianao...

2. asehonao amiko
raha maraina vao mifoha
hazavana sy hafanana tononkira.serasera.org
sy izay tsara rehetra koa
ny dmmxw fitahianao tsy lany
mampiseho amiko hatrany
ny fahalebeazanao
sy ny fahaizanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347