Tomponay o,indreto izahay (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o, indreto izahaymiankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy hainay ho valiana
ny soa vitanao
na ny andro sy fotoana
omenao iainananay
fahendrena sy ny harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra ao aminao
herinay sy tanjakay...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 46
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 08:41
