Tomponay o,indreto izahay (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uvjh Tomponay o, indreto izahay
miankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy hainay ho valiana
ny soa vitanao
na ny andro sy fotoana
omenao iainananay
fahendrena kbiedd sy ny tononkira.serasera.org harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay uomyxy sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra ao aminao
herinay sy tanjakay...
miankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy hainay ho valiana
ny soa vitanao
na ny andro sy fotoana
omenao iainananay
fahendrena kbiedd sy ny tononkira.serasera.org harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay uomyxy sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra ao aminao
herinay sy tanjakay...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 313
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:41
