Tomponay o,indreto izahay (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o, indreto tononkira.serasera.org izahay
miankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy erfoiov hainay ho valiana
ny soa vitanao
na ny andro sy fotoana
omenao iainananay
fahendrena mutdcrpz sy ny harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra ao aminao
herinay orfe sy tanjakay...
miankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy erfoiov hainay ho valiana
ny soa vitanao
na ny andro sy fotoana
omenao iainananay
fahendrena mutdcrpz sy ny harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra ao aminao
herinay orfe sy tanjakay...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 270
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:41
