Tiako sy zanako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fifaliana ho fdycjwz ahy ny mahita sy mendre
fa ny zanako mandeha ami'ny fahamarinana
faly indrindra koa anie aho raha toa iano
mamam-pahendrena ka
mankato ny didiko
fa tononkira.serasera.org tsy sitrako anie
ny hahavery ireo ratsy fanahy
fa xobvs ny hamonjy ireo
mba handeha toa anao

ka uyxibrcn ianao izay efa miorina
amin'ny finoan ho ahy
aza miova miorena hatrany
fa tsara izao lalana nofidinao

fa Izaho hanome fifaliana ho anao
fa izaho hanome fiadanana ho anao
Izaho anie ilay Ray tena tia
adidiko foana ianao satria
tiako sy zanako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2445