Tiako sy zanako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fifaliana ho ahy ny mahita sy mendre
fa ny zanako mandeha ami'ny fahamarinana
faly indrindra koa anie aho raha toa iano
mamam-pahendrena ka
mankato ny didiko
fa tsy sitrako anie
ny hahavery tononkira.serasera.org ireo ratsy fanahy
fa ny hamonjy ireo
mba handeha toa anao
ka ianao izay efa miorina
amin'ny finoan ho ahy
aza miova miorena hatrany
fa tsara izao lalana gbkwbvyh nofidinao
fa Izaho hanome fifaliana ho anao
fa izaho hanome fiadanana ho jnih anao
Izaho anie ilay Ray tena tia
adidiko foana ianao satria
tiako vhmuwtt sy zanako
fa ny zanako mandeha ami'ny fahamarinana
faly indrindra koa anie aho raha toa iano
mamam-pahendrena ka
mankato ny didiko
fa tsy sitrako anie
ny hahavery tononkira.serasera.org ireo ratsy fanahy
fa ny hamonjy ireo
mba handeha toa anao
ka ianao izay efa miorina
amin'ny finoan ho ahy
aza miova miorena hatrany
fa tsara izao lalana gbkwbvyh nofidinao
fa Izaho hanome fifaliana ho anao
fa izaho hanome fiadanana ho jnih anao
Izaho anie ilay Ray tena tia
adidiko foana ianao satria
tiako vhmuwtt sy zanako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 05/11/2025 08:41
