Tiako sy zanako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fifaliana ho ahy ny mahita sy mendre
fa ny zanako mandeha ami'ny fahamarinana
faly indrindra koa anie aho raha toa iano
mamam-pahendrena vsfprfj ka
mankato ny didiko
fa tsy sitrako anie
ny hahavery tononkira.serasera.org ireo ratsy fanahy
fa ny hamonjy ireo
mba handeha toa anao
ka ianao izay efa miorina
amin'ny finoan ho ahy
aza miova miorena hatrany
fa tsara izao lalana nofidinao
fa gbjwiz Izaho hanome fifaliana ho anao
fa izaho hanome fiadanana ho anao
Izaho anie ilay Ray tena tia
adidiko foana ianao satria
tiako sy cdoopsk zanako
fa ny zanako mandeha ami'ny fahamarinana
faly indrindra koa anie aho raha toa iano
mamam-pahendrena vsfprfj ka
mankato ny didiko
fa tsy sitrako anie
ny hahavery tononkira.serasera.org ireo ratsy fanahy
fa ny hamonjy ireo
mba handeha toa anao
ka ianao izay efa miorina
amin'ny finoan ho ahy
aza miova miorena hatrany
fa tsara izao lalana nofidinao
fa gbjwiz Izaho hanome fifaliana ho anao
fa izaho hanome fiadanana ho anao
Izaho anie ilay Ray tena tia
adidiko foana ianao satria
tiako sy cdoopsk zanako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 264
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 05/11/2025 08:41
