Tiako ny mihira ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. fa mampitony ny fo
manasitrana ihany koa
ny mihira ho anao
sy ny manandratra anao
ka ctervfds dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny ulwec mihira ho anao
réf : tiako e, ny mihira tononkira.serasera.org ho anao
tsara e, ny mankalaza anao
2. raha mifoha bqpzfdt maraina aho
dia ianao no am-bavako ao
eny na ny hariva koa
hihira ho anao aho jesoa
ka dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao
réf :
tiako e...
fa mampitony ny fo...
réf : tiako e...
réf : tiako e... (x2)
manasitrana ihany koa
ny mihira ho anao
sy ny manandratra anao
ka ctervfds dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny ulwec mihira ho anao
réf : tiako e, ny mihira tononkira.serasera.org ho anao
tsara e, ny mankalaza anao
2. raha mifoha bqpzfdt maraina aho
dia ianao no am-bavako ao
eny na ny hariva koa
hihira ho anao aho jesoa
ka dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao
réf :
tiako e...
fa mampitony ny fo...
réf : tiako e...
réf : tiako e... (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:12
