Tiako ny mihira ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. codazzm fa mampitony ny fo
manasitrana ihany koa
ny mihira ho anao
sy ny manandratra anao
ka dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao

réf : tiako e, ny mihira ho anao
tsara aehy e, ny mankalaza anao

2. raha mifoha maraina aho
dia ianao no am-bavako gllaze ao
eny na ny hariva koa
hihira ho anao aho jesoa
ka dia satriko ihany
hihira ho anao tononkira.serasera.org hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao

réf :
tiako e...

fa mampitony ny fo...

réf : tiako e...

réf : tiako e... (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4641