Tiako ny mihira ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. fa xuycsuoc mampitony ny fo
manasitrana ihany koa
ny mihira ho anao
sy ny manandratra anao
ka dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao
réf : tiako e, ny mihira ho anao
tsara e, ny mankalaza anao
2. raha mifoha maraina aho
dia ianao no am-bavako ao
eny na ny hariva gnpvl koa
hihira ho anao aho jesoa
ka dia satriko tononkira.serasera.org ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao
réf :
tiako e...
fa mampitony lnoiq ny fo...
réf : tiako e...
réf : tiako e... (x2)
manasitrana ihany koa
ny mihira ho anao
sy ny manandratra anao
ka dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao
réf : tiako e, ny mihira ho anao
tsara e, ny mankalaza anao
2. raha mifoha maraina aho
dia ianao no am-bavako ao
eny na ny hariva gnpvl koa
hihira ho anao aho jesoa
ka dia satriko tononkira.serasera.org ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao
réf :
tiako e...
fa mampitony lnoiq ny fo...
réf : tiako e...
réf : tiako e... (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 316
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:12
