Saotra eram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
misaotra orwba eram-po, mankasitraka anao ry Tompo
fa lehibe tokoa, ny fitiavanao ity mpanompo
na minia pdznzr mandika ny lalanao aza aho
dia mbola tianao, noraisinao ,tsy foinao

ka androany, avaoziko indray eto aminao
fa inty vonona tononkira.serasera.org aho, hanoa sy hanaiky mba
handeha ho irakao
hanaja sy ixcgngxe ankato ireo didinao
sy anatranatra nataonao hanefena ahy
sy hahatsara ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4546