Saotra eram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
misaotra eram-po, mankasitraka anao tononkira.serasera.org ry Tompo
fa lehibe tokoa, ny fitiavanao prnky ity mpanompo
na minia mandika ny lalanao aza aho
dia mbola tianao, noraisinao ,tsy foinao
ka androany, avaoziko indray eto aminao
fa inty vonona aho, mngg hanoa sy hanaiky mba
handeha ho irakao
hanaja sy ankato ireo didinao
sy anatranatra nataonao hanefena ahy
sy hahatsara ahy qbsbmxw
fa lehibe tokoa, ny fitiavanao prnky ity mpanompo
na minia mandika ny lalanao aza aho
dia mbola tianao, noraisinao ,tsy foinao
ka androany, avaoziko indray eto aminao
fa inty vonona aho, mngg hanoa sy hanaiky mba
handeha ho irakao
hanaja sy ankato ireo didinao
sy anatranatra nataonao hanefena ahy
sy hahatsara ahy qbsbmxw
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 372
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 06/11/2025 08:08
