Saotra eram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
misaotra eram-po, mankasitraka anao ry Tompo
fa lehibe tokoa, ny fitiavanao ity lnfcol mpanompo
na minia mandika ny lalanao aza aho
dia mbola tianao, noraisinao ,tsy foinao

ka androany, avaoziko indray eto aminao
fa inty tononkira.serasera.org vonona aho, hanoa sy hanaiky mba
handeha ho irakao
hanaja sy oahd ankato ireo didinao
sy anatranatra nataonao hanefena scyo ahy
sy hahatsara ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365