SAMBATRA NY MATOKY ANAO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra Tompo ny fo tononkira.serasera.org izay matoky Anao
Tsy mba manana ahiahy,
Na rvfqcd inona atao
Mino sady manana fanantenana
Tsy mba mierikerika rslghhoi satria
Manana oswvbpuj Anao Jesoa ilay toky tsy mandao
Hatramin'izay niarahako taminao
Sahiko Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy fisedrana
Nefa ho'aho
Sambatra Tompo ô ny foko fa
Mahatoky Anao
Tsy mba manana ahiahy,
Na rvfqcd inona atao
Mino sady manana fanantenana
Tsy mba mierikerika rslghhoi satria
Manana oswvbpuj Anao Jesoa ilay toky tsy mandao
Hatramin'izay niarahako taminao
Sahiko Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy fisedrana
Nefa ho'aho
Sambatra Tompo ô ny foko fa
Mahatoky Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 1059
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 22/09/2022 20:13
