SAMBATRA NY MATOKY ANAO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra Tompo ny fo izay matoky Anao
Tsy mba manana ahiahy,
Na inona atao
Mino sady manana fanantenana
Tsy mba mierikerika satria
Manana tononkira.serasera.org Anao Jesoa ilay toky tsy mandao

Hatramin'izay niarahako taminao
Sahiko vfpsm Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy fisedrana
Nefa ho'aho
Sambatra dmidz Tompo ô ny foko dxkj fa
Mahatoky Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8988