SAMBATRA NY MATOKY ANAO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kbptsapp Sambatra Tompo ny fo izay matoky Anao
Tsy mba manana ahiahy,
Na inona atao
Mino sady manana fanantenana
Tsy mba mierikerika satria
Manana Anao Jesoa ilay tononkira.serasera.org toky tsy mandao
Hatramin'izay niarahako pmvw taminao
Sahiko Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy vpqrnu fisedrana
Nefa ho'aho
Sambatra Tompo ô ny foko fa
Mahatoky Anao
Tsy mba manana ahiahy,
Na inona atao
Mino sady manana fanantenana
Tsy mba mierikerika satria
Manana Anao Jesoa ilay tononkira.serasera.org toky tsy mandao
Hatramin'izay niarahako pmvw taminao
Sahiko Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy vpqrnu fisedrana
Nefa ho'aho
Sambatra Tompo ô ny foko fa
Mahatoky Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 1059
Likes : 1 Like
Created by : fetramanana92
Date : 22/09/2022 20:13
