Henoy ny vavakay (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tompo o, henoy izany vavakay
ity foko re tsaboy
fa no fery hatrizay
nefa inona e ity izaho
izay mangataka
miangavy mitalaho
henoy ny vavakay

zaza tononkira.serasera.org izahay sqint izay mangataka
tsy mahalala akory
na manavaka
tsy fantatray re ry Ray
izay tokony angatahanay
fa ianao re no mahalala
ireto ondry ihiqn kely adala

fanirianay, hitalahoanay koa
ireo namanay, voafonja na koa very zo
tsy qckyu mba sitrapony, na safidiny
ambarako aminao
fa ireny koa adidiny

zaza izahay...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1265