Safidinay ny hanompo (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. reko izao ilay tononkira.serasera.org feo miantso ahy hiverina aminao
feo manambitamby ahy, pzhgowp mibitsika ao am-po
feno fitiavana
dia resy lahatra aho ka, nanapa-kevitra fa
hanaraka azy
ka ny rendrarendran'ny tany, tsy ahoako izany
tapa-kevitra aho
safidiko amin'ny fo Jesoa
ny hanompo anao, ka andeha na aiza aleha
tsy hivily lalana, raha sendra sampanana
fa andeha sy hanaiky izay fitondranao
2. tsapanay Jesoa ilay fitondranao fa tena soa
ka ilay teninao, ainao vaovao manentana indray
nandresy lahatra anay, nambabo koa ny fanahy
hanaraka Anao
ka ny rendrarendran'ny tany, any ivohoko izany
satria izao :
safidinay amin'ny fo Jesoa

tsy fjtozsuo hivily lalana, raha sendra sampanana
fa mzgr andeha sy hanaiky izay fitondranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:02