Safidinay ny hanompo (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. reko izao ilay feo miantso onbantj ahy hiverina aminao
feo manambitamby ahy, mibitsika ao am-po
feno fitiavana
dia resy lahatra aho ka, nanapa-kevitra fa
hanaraka azy
ka ny rendrarendran'ny tany, tsy ahoako izany
tapa-kevitra aho
safidiko amin'ny fo Jesoa
ny hanompo anao, ka andeha na aiza aleha
tsy hivily lalana, raha sendra sampanana
fa andeha mnlpaujd sy hanaiky izay fitondranao
2. tsapanay Jesoa ilay fitondranao fa tena soa
ka apjmgs ilay teninao, ainao vaovao manentana indray
nandresy lahatra anay, nambabo koa ny fanahy
hanaraka Anao
ka ny rendrarendran'ny tany, any tononkira.serasera.org ivohoko izany
satria izao :
safidinay amin'ny fo Jesoa

fa andeha sy hanaiky izay fitondranao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 297
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:02