Safidinay ny hanompo (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. reko izao ilay feo miantso ahy hiverina aminao
feo manambitamby ahy, mibitsika ao unkupvun am-po
feno fitiavana
dia resy lahatra aho ka, nanapa-kevitra fa
hanaraka azy
ka ny rendrarendran'ny tany, tsy ahoako izany
tapa-kevitra aho
safidiko amin'ny siwz uabtlphr fo Jesoa
ny hanompo anao, ka andeha na aiza aleha
tsy hivily lalana, raha sendra sampanana
fa andeha sy hanaiky izay fitondranao
2. tsapanay Jesoa ilay fitondranao fa tena soa
ka ilay teninao, ainao vaovao manentana indray
nandresy lahatra anay, nambabo koa ny fanahy
hanaraka Anao
ka ny rendrarendran'ny tany, any ivohoko tononkira.serasera.org izany
satria izao :
safidinay amin'ny fo Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:02