Raha ny Hira fiderana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. raha ny hira fiderana no lazaina
vao re lavitra any dia mamelon'aina
mampitony ny toloko
manafoana ny tomany
manafaka ny tononkira.serasera.org sento
izay mandalo sesilany
2. misy koa anefa ny hiran'ny tontolo
toa samy tsara sy kanto daholo
fa mbola hafa ny hirantsika
na ny feo na ny mozika
ilay mitory wljby ny fitia
fitiavan'i Jesoa Kristy
koa andeha ho zaraina
ho toriana sy hampitaina
ilay hafatry ny Tompo
hoe vjwbwtpg aoka isika hifanompo
andeha hifankatia,
hiray saina hiara-dia
mba ho mendrika tokoa
ny ho mpianatr'i mkjkmra Jesoa
vao re lavitra any dia mamelon'aina
mampitony ny toloko
manafoana ny tomany
manafaka ny tononkira.serasera.org sento
izay mandalo sesilany
2. misy koa anefa ny hiran'ny tontolo
toa samy tsara sy kanto daholo
fa mbola hafa ny hirantsika
na ny feo na ny mozika
ilay mitory wljby ny fitia
fitiavan'i Jesoa Kristy
koa andeha ho zaraina
ho toriana sy hampitaina
ilay hafatry ny Tompo
hoe vjwbwtpg aoka isika hifanompo
andeha hifankatia,
hiray saina hiara-dia
mba ho mendrika tokoa
ny ho mpianatr'i mkjkmra Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 08:19
