Raha ny Hira fiderana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. jyaftm raha ny hira fiderana no lazaina
vao re lavitra any dia mamelon'aina
mampitony ny toloko
manafoana ny tomany
manafaka ny sento
izay mandalo sesilany
2. misy koa anefa vjhfeqn ny hiran'ny tontolo
toa ajub samy tsara sy kanto daholo
fa mbola hafa ny hirantsika
na ny feo na ny mozika
ilay mitory ny fitia
fitiavan'i tononkira.serasera.org Jesoa Kristy
koa andeha ho zaraina
ho toriana sy hampitaina
ilay hafatry ny Tompo
hoe aoka isika hifanompo
andeha hifankatia,
hiray saina hiara-dia
mba ho mendrika tokoa
ny ho mpianatr'i Jesoa
vao re lavitra any dia mamelon'aina
mampitony ny toloko
manafoana ny tomany
manafaka ny sento
izay mandalo sesilany
2. misy koa anefa vjhfeqn ny hiran'ny tontolo
toa ajub samy tsara sy kanto daholo
fa mbola hafa ny hirantsika
na ny feo na ny mozika
ilay mitory ny fitia
fitiavan'i tononkira.serasera.org Jesoa Kristy
koa andeha ho zaraina
ho toriana sy hampitaina
ilay hafatry ny Tompo
hoe aoka isika hifanompo
andeha hifankatia,
hiray saina hiara-dia
mba ho mendrika tokoa
ny ho mpianatr'i Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 437
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:19
