Raha ny Hira fiderana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. raha ny hira fiderana no lazaina
vao re lavitra any dia mamelon'aina
mampitony ny toloko
manafoana ny tomany
manafaka ny sento
izay tononkira.serasera.org mandalo sesilany
2. yehpet misy koa anefa ny hiran'ny tontolo
toa samy tsara sy kanto fbhk daholo
fa mbola hafa ny hirantsika
na ny feo na ny mozika
ilay mitory ny fitia
fitiavan'i Jesoa Kristy
koa andeha ho zaraina
ho toriana sy hampitaina
ilay hafatry ny Tompo
hoe aoka isika hifanompo
andeha hifankatia,
hiray saina hiara-dia
mba ho mendrika tokoa
ny ho mpianatr'i Jesoa
ogpvw
vao re lavitra any dia mamelon'aina
mampitony ny toloko
manafoana ny tomany
manafaka ny sento
izay tononkira.serasera.org mandalo sesilany
2. yehpet misy koa anefa ny hiran'ny tontolo
toa samy tsara sy kanto fbhk daholo
fa mbola hafa ny hirantsika
na ny feo na ny mozika
ilay mitory ny fitia
fitiavan'i Jesoa Kristy
koa andeha ho zaraina
ho toriana sy hampitaina
ilay hafatry ny Tompo
hoe aoka isika hifanompo
andeha hifankatia,
hiray saina hiara-dia
mba ho mendrika tokoa
ny ho mpianatr'i Jesoa
ogpvw
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:19
