Raha mino ianao... (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
androany, mety ho rako-drahona io lanitra io
hiova avokoa ny zava-drehetra ho hitanao anio
tsy ho fantatrao izay hitranga izao
angamba ho soa sy ho tononkira.serasera.org tsara
mety hahita ny tjzeml ratsy koa
fa fantany avokoa, izay hahatsara anao sy wrfl hahasoa
ny hevitra hitondrany anao
ho tsara hatrany fa tsy izao
raha mino ianao ny bfryldov zavatra rehetra
hainao atao
misy antony izay tsy ho takatry ny sainao
matoa miseho mitranga izao zava-drehetra izao
satria tiany ianao handray ilay fitahiana
ho fohanany koa ireo jaly
ho soloiny indray fifaliana
fa fantany avokoa...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 07:24