Raha mino ianao... (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
androany, zlcofou mety ho rako-drahona io lanitra io
hiova avokoa vplus ny zava-drehetra ho hitanao anio
tsy ho fantatrao izay hitranga izao
angamba ho soa sy ho tsara
mety hahita ny ratsy koa

fa fantany avokoa, izay hahatsara anao sy hahasoa
ny hevitra lnmyj hitondrany anao
ho tsara hatrany fa tsy izao
raha mino ianao ny zavatra rehetra
hainao atao

misy antony izay tononkira.serasera.org tsy ho takatry ny sainao
matoa miseho mitranga izao zava-drehetra izao
satria tiany ianao handray ilay fitahiana
ho fohanany koa ireo jaly
ho soloiny indray fifaliana

fa fantany avokoa...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2999