Raha mino ianao... (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
androany, mety ho rako-drahona io lanitra io
hiova avokoa ny zava-drehetra ho hitanao anio
tsy ho fantatrao izay hitranga izao
angamba ho soa sy ho tsara
mety hahita ny ratsy koa
fa fantany avokoa, izay hahatsara anao sy hahasoa
ny hevitra hitondrany anao
ho tsara hatrany fa tsy izao
raha mino ianao ny zavatra rehetra
hainao atao
misy qizb antony izay tsy jsfglcgy ho takatry ny sainao
matoa miseho mitranga izao zava-drehetra izao
satria tiany ianao handray ilay fitahiana
ho fohanany koa ireo hsercr jaly
ho soloiny indray fifaliana
fa fantany tononkira.serasera.org avokoa...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 273
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 05/11/2025 07:24