RAHA LAVITRA ANAO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha lavitra Anao
Dia mahatsiaro ho irery
Raha lavitra tononkira.serasera.org Anao aho
Dia fanatro fa opzlhfnj very
Fa izao tontolo izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory
Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy
Sy hanavotra ahy raha sendra sarotra
Na mitady ho lavo aho
Ka misandrata ianao Jesoa
Amin'ny halebeazanao sy ny voninahitrao
Mahagaga ahy
Indraindray anefa
Toa xrujdc tsy mahatsiaro anao aho
Tsy tsampako akory fa
Ianao no nahatoy izao ahy
Fa izao tontolo cmlaj izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory
Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy..
Afeno ambany elatrao aho
Mba tsy ho azom-pakampanahy irery
Izay manaisotra ahy tsy ho eo
Aminao Jesoa
Hamonjy ahy.....
Dia mahatsiaro ho irery
Raha lavitra tononkira.serasera.org Anao aho
Dia fanatro fa opzlhfnj very
Fa izao tontolo izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory
Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy
Sy hanavotra ahy raha sendra sarotra
Na mitady ho lavo aho
Ka misandrata ianao Jesoa
Amin'ny halebeazanao sy ny voninahitrao
Mahagaga ahy
Indraindray anefa
Toa xrujdc tsy mahatsiaro anao aho
Tsy tsampako akory fa
Ianao no nahatoy izao ahy
Fa izao tontolo cmlaj izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory
Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy..
Afeno ambany elatrao aho
Mba tsy ho azom-pakampanahy irery
Izay manaisotra ahy tsy ho eo
Aminao Jesoa
Hamonjy ahy.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 1046
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 22/09/2022 20:13
