RAHA LAVITRA ANAO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha lavitra Anao
Dia mahatsiaro ho irery
Raha tononkira.serasera.org lavitra Anao aho
Dia fanatro fa very
Fa izao tontolo izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory

Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy
Sy hanavotra ahy raha sendra sarotra
Na mitady ho lavo aho
Ka misandrata ianao Jesoa
Amin'ny halebeazanao sy ny voninahitrao
Mahagaga ahy

Indraindray anefa
Toa tsy mahatsiaro anao aho
Tsy tsampako akory fa
Ianao no nahatoy izao ahy
Fa izao tontolo izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory

Fa ianao irery ihany no afaka pomclr hamonjy ahy..

Afeno ambany elatrao aho
Mba tsy ho gtig azom-pakampanahy irery
Izay manaisotra ahy tsy ho eo
Aminao shup Jesoa

Hamonjy ahy.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322