Ny marina @finona no ho velona (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. namako o, faingana re
fa any lavitra any misy maro be
mitady fitsaharana
ka mila anao hanoro lalana
2. tononkira.serasera.org iray ihany no tanjotsika
dia ny hampanjaka an'i Kristy
ao am-po sy ny fiainantsika
ho gmapwy avotra hahazoana paradisa
3. ndeha re, hijoro hanamba
ilay fahamarinan'ny filazantsara
tano ny finona ka mifahara
fa Jesoa ho an'i buwi nzco gasikara
izao fiainana izao dia mandalo mielina
fa ny marina ihany no ho velona
aoka hitafy hatrany ny finoana
ka handroso amin'ny fanompoana
fa any lavitra any misy maro be
mitady fitsaharana
ka mila anao hanoro lalana
2. tononkira.serasera.org iray ihany no tanjotsika
dia ny hampanjaka an'i Kristy
ao am-po sy ny fiainantsika
ho gmapwy avotra hahazoana paradisa
3. ndeha re, hijoro hanamba
ilay fahamarinan'ny filazantsara
tano ny finona ka mifahara
fa Jesoa ho an'i buwi nzco gasikara
izao fiainana izao dia mandalo mielina
fa ny marina ihany no ho velona
aoka hitafy hatrany ny finoana
ka handroso amin'ny fanompoana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 07/11/2025 08:15
