Ny marina @finona no ho velona (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xpgc 1. namako o, faingana re
fa any lavitra any misy maro be
mitady fitsaharana
ka mila anao hanoro lalana
2. iray ihany no tanjotsika
dia ny hampanjaka an'i Kristy
ao am-po sy ny fiainantsika
ho avotra hahazoana paradisa
3. ndeha re, hijoro hanamba
ilay fahamarinan'ny filazantsara
tano ny finona ka mifahara
fa kkmixeb Jesoa tononkira.serasera.org ho an'i gasikara
izao fiainana izao dia mandalo mielina
fa ny marina ihany no ho kqhmazh velona
aoka hitafy hatrany ny finoana
ka handroso amin'ny fanompoana
fa any lavitra any misy maro be
mitady fitsaharana
ka mila anao hanoro lalana
2. iray ihany no tanjotsika
dia ny hampanjaka an'i Kristy
ao am-po sy ny fiainantsika
ho avotra hahazoana paradisa
3. ndeha re, hijoro hanamba
ilay fahamarinan'ny filazantsara
tano ny finona ka mifahara
fa kkmixeb Jesoa tononkira.serasera.org ho an'i gasikara
izao fiainana izao dia mandalo mielina
fa ny marina ihany no ho kqhmazh velona
aoka hitafy hatrany ny finoana
ka handroso amin'ny fanompoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 279
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:15
