Ny marina @finona no ho velona (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. namako o, faingana re
fa any lavitra tjgggr any misy maro be
mitady fitsaharana
ka mila anao hanoro lalana

2. iray ihany no tanjotsika
dia ny hampanjaka an'i Kristy
ao am-po sy ny fiainantsika
ho avotra hahazoana paradisa

3. ndeha re, hijoro hanamba
ilay fahamarinan'ny filazantsara
tano ny tononkira.serasera.org finona ka mifahara
fa Jesoa ho an'i gasikara

izao fiainana izao dia yipxqon mandalo mielina
fa ny marina ihany no jgruayco ho velona
aoka hitafy hatrany ny finoana
ka handroso amin'ny fanompoana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314