Ampidiro aloha ny tenimiafina
Navy zahay hidera (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. navy zahay zanakao hidera niany
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay dqslwd a
fa na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa regninao
ireny vavaka izay atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy nosaininay
fa anao tononkira.serasera.org arô tsy nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky
anao namindra fo vyuctoty ka
nampanjary anay
fa na mpanota nvctrk tsy mendrika aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra mahery (2)
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay dqslwd a
fa na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa regninao
ireny vavaka izay atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy nosaininay
fa anao tononkira.serasera.org arô tsy nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky
anao namindra fo vyuctoty ka
nampanjary anay
fa na mpanota nvctrk tsy mendrika aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra mahery (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 07/11/2025 08:21
