Navy zahay hidera (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. navy zahay zanakao hidera niany
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay a
fa na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa tononkira.serasera.org regninao
ireny vavaka izay atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy nosaininay
fa anao fgqcj arô tsy nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky aseq
anao namindra fo ka
nampanjary anay
fa na mpanota tsy mendrika cjdf aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra mahery (2)
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay a
fa na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa tononkira.serasera.org regninao
ireny vavaka izay atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy nosaininay
fa anao fgqcj arô tsy nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky aseq
anao namindra fo ka
nampanjary anay
fa na mpanota tsy mendrika cjdf aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra mahery (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 240
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:21
