Navy zahay hidera (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. navy zahay zanakao hidera niany
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay a
fa na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa regninao
ireny vavaka izay tononkira.serasera.org atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy nosaininay
fa anao arô tsy pjufpewm nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky
anao namindra fo ka
nampanjary anay
fa na mpanota tsy apai hboda mendrika aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra mahery (2)
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay a
fa na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa regninao
ireny vavaka izay tononkira.serasera.org atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy nosaininay
fa anao arô tsy pjufpewm nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky
anao namindra fo ka
nampanjary anay
fa na mpanota tsy apai hboda mendrika aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra mahery (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 215
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:21
