Nataonao aho Tompo.. (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nataonao aho tompo o
hanambara ny hatsaranao
noforoninao mba hidera anao

izay rehetra efa tononkira.serasera.org natolotrao ahy
ny saina sy livrj ny fo fanahy
dia afoiko
ny andro sy ny fotoana ananako
ny harena am-pelatanako
dia avy aminao

nataonao kembxwb aho Tpmpo flukzsm o
mba hizara ireo hafatrao
hitory sy hilaza ny hatsaranao

Tsy  ampy anefa Tompo o ny heriko
hanefako ny asanao
marobe ireo ady izay
tsy maintsy ho lalovako
nefa matoky aho fa eo ianao
hiady ho ady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315