Nataonao aho Tompo.. (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nataonao aho tompo o
hanambara ny hatsaranao
noforoninao mba hidera anao
izay rehetra efa natolotrao tononkira.serasera.org ahy
ny saina sy ny fo fanahy
dia afoiko
ny andro sy ny fotoana ananako
ny harena am-pelatanako
dia avy aminao
nataonao aho Tpmpo o
mba hizara ireo hafatrao
hitory egkxt sy hilaza ny hatsaranao
Tsy ampy anefa Tompo o ny heriko
hanefako ny asanao
marobe ireo ady izay
tsy maintsy ho lalovako
nefa matoky aho fa eo ianao
hiady ho sthj ady bymvb
hanambara ny hatsaranao
noforoninao mba hidera anao
izay rehetra efa natolotrao tononkira.serasera.org ahy
ny saina sy ny fo fanahy
dia afoiko
ny andro sy ny fotoana ananako
ny harena am-pelatanako
dia avy aminao
nataonao aho Tpmpo o
mba hizara ireo hafatrao
hitory egkxt sy hilaza ny hatsaranao
Tsy ampy anefa Tompo o ny heriko
hanefako ny asanao
marobe ireo ady izay
tsy maintsy ho lalovako
nefa matoky aho fa eo ianao
hiady ho sthj ady bymvb
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 219
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 05/11/2025 08:43
