Nataonao aho Tompo.. (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nataonao aho tompo o
hanambara ny tononkira.serasera.org hatsaranao
noforoninao smpylmzi mba bskjaz hidera anao

izay rehetra efa natolotrao ahy
ny saina sy ny fo fanahy
dia afoiko
ny andro sy ny fotoana ananako
ny harena am-pelatanako
dia avy aminao

nataonao aho Tpmpo o
mba hizara ireo hafatrao
hitory sy hilaza ny hatsaranao

Tsy  ampy anefa Tompo o ny heriko
hanefako ny asanao
marobe ireo ady izay
tsy maintsy ho ocwzteh lalovako
nefa matoky aho fa eo ianao
hiady ho ady

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576