Na tsy ho azoko aza (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2. na tsy uenzd ho azoko androany aza
ny zavatra ilaiko
tsy ho araka izay mety
ho heverin'ny saiko
fa izay rehetra atao
toa tsy manjary avokoa
mila hahakivy
sy hampamoy lovqrah fo

fa ninoninona Tompo o hiseho
dinoako anao tsy hijanona hatreo
mbola matoky aho
hiandry anao

2. mety ho kontsan-tomany
ny tavako tononkira.serasera.org androany
ho avy ny fahoriana
hampiondrika hangina
hangina aho tsy hahaloa-peo
ho tsaroako jbvhnlj indray
fa ianao mbola eo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0962