Na tsy ho azoko aza (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2. na tsy ho azoko androany tononkira.serasera.org aza
ny zavatra ilaiko
tsy ho araka izay mety
ho heverin'ny saiko
fa izay rehetra atao
toa tsy manjary avokoa
mila hahakivy
sy hampamoy fo

fa ninoninona Tompo o hiseho
dinoako anao tsy hijanona hatreo
mbola matoky aho
hiandry anao

2. mety ho kontsan-tomany
ny tavako androany
ho avy ny fahoriana
hampiondrika uoask hangina
hangina mefx aho tsy cfhnb hahaloa-peo
ho tsaroako indray
fa ianao mbola eo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2062