Na tsy ho azoko aza (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2. na tsy ho azoko androany aza
ny yhaem zavatra ilaiko
tsy ho bmanbyt araka izay mety
ho heverin'ny saiko
fa izay rehetra nmshz atao
toa tsy manjary avokoa
mila tononkira.serasera.org hahakivy
sy hampamoy fo

fa ninoninona Tompo o hiseho
dinoako anao tsy hijanona hatreo
mbola matoky aho
hiandry anao

2. mety ho kontsan-tomany
ny tavako androany
ho avy ny fahoriana
hampiondrika hangina
hangina aho tsy hahaloa-peo
ho tsaroako indray
fa ianao mbola eo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413