Mivavaka ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody intsony ve ny lalanao
mitady andao, hiverin-dalana indray
ho anao indrindra anio ny hiranay
hampahery anao

tsarovy fa mivavaka ho anao izahay
tsy irery ianao mahita anao koa ny Ray
aza miondrinka aza kivy fa
tsy ho foana ireny
mazotoa... mandrosoa

ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody zfdcekqo intsony sycijvr ve ny lalanao
mandehana fa efa sasatra maindry tononkira.serasera.org anao
ilay Jesoa tia mahereza ipazc re
tohizo hatrany izany dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337