Mivavaka ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody intsony ve ny lalanao
mitady andao, hiverin-dalana indray
ho anao ekykc indrindra anio ny hiranay
hampahery anao

tsarovy fa tononkira.serasera.org mivavaka ho anao izahay
tsy irery gvmfax ianao mahita anao koa ny Ray
aza ksgnhs miondrinka aza kivy fa
tsy ho foana ireny
mazotoa... mandrosoa

ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody intsony ve ny lalanao
mandehana fa efa sasatra maindry anao
ilay Jesoa tia mahereza re
tohizo hatrany izany dia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305