Mivavaka ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao izay reraka dxfrgeaz am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody intsony ve ny lalanao
mitady zlqhb andao, hiverin-dalana indray
ho gyqqfz anao indrindra anio ny hiranay
hampahery anao

tsarovy fa mivavaka ho anao izahay
tsy irery ianao mahita anao koa ny Ray
aza miondrinka aza kivy fa
tsy ho foana ireny
mazotoa... mandrosoa

ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody intsony ve ny lalanao
mandehana tononkira.serasera.org fa efa sasatra maindry anao
ilay Jesoa tia mahereza re
tohizo hatrany izany dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2877