misandrata amin'ny avo indrindra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny fanahiko tompo hihira
ny fo sy ny tifm saiko hanandratra anao
lahibe tsy azo hoharina
fa toy ny lanitra ny famindram-ponao
raha ny tononkira.serasera.org fahamarinanao
manerana izao rehetra izao
mahagaga sy mahavariana
izay rehetra asan-tananao

misandratra amin'ny avo indrindra
aoka ho hitan'izao tontolo izao
ny herinao sy ny fahefana
sy ny voninahitra izay anananao (2)

ataonay fantatra amin'ny hgopjepr firenena rehetra
ny asanao
ka dia ho ataonay ho rehareha
ilay anarana dncq lehibe Jesoa (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505