misandrata amin'ny avo indrindra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny oiaqblo fanahiko tompo hihira
ny fo sy ny saiko dynhy hanandratra anao
lahibe tsy azo hoharina
fa tononkira.serasera.org toy ny lanitra ny famindram-ponao
raha ny fahamarinanao
manerana izao rehetra izao
mahagaga sy mahavariana
izay rehetra asan-tananao

misandratra amin'ny avo indrindra
aoka ho hitan'izao tontolo izao
ny herinao sy ny fahefana
sy ny kpzsocxd voninahitra izay anananao (2)

ataonay fantatra amin'ny firenena rehetra
ny asanao
ka dia ho ataonay ho rehareha
ilay anarana lehibe Jesoa (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1922