misandrata amin'ny avo indrindra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny fanahiko tompo hihira
ny fo sy ny saiko hanandratra anao
lahibe tsy azo hoharina
fa toy ny lanitra ny famindram-ponao
raha ny fahamarinanao
manerana izao rehetra izao
mahagaga sy mahavariana
izay rehetra asan-tananao
misandratra amin'ny avo indrindra
aoka ho hitan'izao tontolo tononkira.serasera.org izao
ny herinao sy ny fahefana
sy ny voninahitra izay anananao (2)
ataonay fantatra amin'ny firenena rehetra
ny asanao
ka dia tqbywr dmadwj ho ataonay ho rehareha mtvchio
ilay anarana lehibe Jesoa (2)
ny fo sy ny saiko hanandratra anao
lahibe tsy azo hoharina
fa toy ny lanitra ny famindram-ponao
raha ny fahamarinanao
manerana izao rehetra izao
mahagaga sy mahavariana
izay rehetra asan-tananao
misandratra amin'ny avo indrindra
aoka ho hitan'izao tontolo tononkira.serasera.org izao
ny herinao sy ny fahefana
sy ny voninahitra izay anananao (2)
ataonay fantatra amin'ny firenena rehetra
ny asanao
ka dia tqbywr dmadwj ho ataonay ho rehareha mtvchio
ilay anarana lehibe Jesoa (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 200
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:35
