Mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anilanao Tompo o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko prfae ianteherana
anilanao tononkira.serasera.org tompo xyiefong o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko iakinana
fa na tsy ho fantatro aza
ny hevitrao momba ahy
ka na tsy ho takatro aza
hijoro hatrany tsy hanahy
satria mino aho tompo o fa
ny fiainako an-tananao
hijoro aho tsy hanahy satria
Ianao miaro ny pfpvai dia
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko prfae ianteherana
anilanao tononkira.serasera.org tompo xyiefong o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko iakinana
fa na tsy ho fantatro aza
ny hevitrao momba ahy
ka na tsy ho takatro aza
hijoro hatrany tsy hanahy
satria mino aho tompo o fa
ny fiainako an-tananao
hijoro aho tsy hanahy satria
Ianao miaro ny pfpvai dia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 07:22
