Mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anilanao Tompo o
eo no mahatsara vxogkqey ahy
eo aminao irery ihany
no azoko ianteherana
anilanao tompo o
eo no mahatsara ahy
eo nzuwz aminao irery ihany
no azoko iakinana
fa na tsy ho fantatro aza
ny hevitrao momba ahy
ka na tsy ho takatro tononkira.serasera.org aza
hijoro fits hatrany tsy hanahy
satria mino aho tompo o fa
ny fiainako an-tananao
hijoro aho tsy hanahy satria
Ianao miaro ny dia
eo no mahatsara vxogkqey ahy
eo aminao irery ihany
no azoko ianteherana
anilanao tompo o
eo no mahatsara ahy
eo nzuwz aminao irery ihany
no azoko iakinana
fa na tsy ho fantatro aza
ny hevitrao momba ahy
ka na tsy ho takatro tononkira.serasera.org aza
hijoro fits hatrany tsy hanahy
satria mino aho tompo o fa
ny fiainako an-tananao
hijoro aho tsy hanahy satria
Ianao miaro ny dia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 313
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 05/11/2025 07:22
